Andro sisa no isaina dia higadona ny fihaonambe an-tampony ho an'ireo
firenena mpikambana eo anivon'ny COI.
Vonona i Antananarivo, Renivohitry
Madagasikara amin'ny fandraisana ny 5èmè Sommet de la Commission de l’ Océan
Indien - Antananarivo