Manohina ny fo ny mahita ny fiombonan’izao tontolo izao eto amin'ny kianja Masindahy Piera eto Vatican, miara-miondrika manoloana ny Papa Ray Masina.Ny fahatsiarovana, ny vavaka ary ny anatra napetrany anie, hitohy hanazava ny diantsika.
Alatsinainy 2 Martsa 2026