Actualités > FANAVAOZANA NY FIARAHA-MIASA NY MADAG...

FANAVAOZANA NY FIARAHA-MIASA NY MADAGASIKARA SY LAFRANTSA

Nisongadina nandritra ny fitsidihana ara-panjakana nataon'ny Filoha frantsay, Emmanuel Macron, teto Madagasikara ny fanomezana ainga vao ny fiaraha-miasa eo amin'ny firenena roa tonta. Porofon'izany ireo fifanaraham-piaraha-miasa nosoniavina taorian'ny fihaonana arak'asa manokana teo amin'ny delegasiona frantsay sy malagasy izay niompana tamin'ny sehatra marolafy toy angovo, ny fanabeazana, ny fanovana ny fambolena, ny fotodrafitrasa sy ny toekarena.

Publie le 29/04/2025 Par 451512 Categorie: Actualités