Actualités > FAMINTINANA

FAMINTINANA


Lohahevitra maromaro no noresahin'ny Filoha Andry Rajoelina tao anatin'ny fandaharana manokana nitafana tamin'ny vahoaka Malagasy.Teo ny fandraisana ny fihaonana an-tampon'ny COI, ny fitsidihana ara-panjakana nataon'ny filoha Frantsay Emmanuel Macron sy ireo tombony azo tao anatin'izany. Fa teo ihany koa ireo lohahevitra nafapana tato ato, toy ny resaka Iles Eparses, ny raharaha Base Toliara, ny fahalalahan'ny asa fanaovan-gazety sy ny maro hafa.Ireto atolotra anao eto ambany ireto ary ny rohy na ny lien ahafahanao mijery tsirairay izany.1- FILOHA Andry Rajoelina : NANOVA TOETSAINA MAKANY AMIN'NY TSARA NY NANDRAISANA NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY COI.Lien: https://www.facebook.com/share/v/19ugm4TCNe/2- FILOHA ANDRY RAJOELINA: HAMORAINA NY FIVEZIVEZENA MANKANY LA REUNIONLien: https://www.facebook.com/share/v/12LsEoAjGhi/3- FIHAONANA AN-TAMPON'NY COI : HAHAZO TOMBONY MANOKANA IREO TANTSAHALien: https://www.facebook.com/share/v/1AXXKmFwMW/4- FITSIDIHANA ARA-PANJAKANA NATAON'NY FILOHA FRANTSAY: Maro ireo fifanarahana natao, anisan'izany ny fanarenana ny fitaterana an-dalamby eto Madagasikara Lien: https://www.facebook.com/share/v/16WiKqkGQK/5- ILES EPARSES : HIDINA MIVANTANA HIJERY IREO NOSY NY FILOHA ANDRY RAJOELINA, TSY MAINTSY HISY NY VAHAOLANA MAHARITRA MOMBA AZY IREO Lien: https://www.facebook.com/share/v/16Z3fUjgsX/6- FAHALALAHAN'NY ASA FANAOVAN-GAZETY: MALALAKA NY FANEHOAN-KEVITRA ETO MADAGASIKARA, TOKONY HO MATIHANINA HATRANY ANEFA AMIN'NY ASA Lien: https://www.facebook.com/share/v/1ZxcnrX5Rm/7- ORINASA BASE TOLIARA: HITONDRA FAMPANDROSOANA HO AN'I MADAGASIKARA MANONTOLO HOY NY FILOHA ANDRY RAJOELINALien: https://www.facebook.com/share/v/15MYZQebCB/TVMRadio Madagasikara RNM 99.2 MHz Dépêche Informative Taratra Tefibika sombiny tamin'ireo lohahevitra #MSK

FAMINTINANA
FAMINTINANA
FAMINTINANA
Publie le 05/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités