Actualités > FILOHA ANDRY RAJOELINA

FILOHA ANDRY RAJOELINA


Nandray ny fanapahan-kevitra aho ankehitriny fa hifandray mivantana aminao . Satria manan-jo hahalala ny zava-misy marina rehetra ianao . Satria ny fampandrosoana an’i Madagasikara dia adidy iombonana.Satria ny fahamarinana sy ny mangarahara no fototry ny fitokisana . Koa manomboka androany, ny fanapahan-kevitra ho raisina dia hohazavaina aminao , amin’ny fomba tsotra sy mazava. Afaka maneho hevitra malalaka ao anatin’ny fifanajana ary ho isan’ny vahaolana ianareo.Heverinao ve fa ilaina sy mahasoa ny fifandraisana mivantana toy izao?Ampahafantaro ahy ary ny hevitrao.

Publie le 07/05/2025 Par 451512 Categorie: Actualités