Actualités > NANDRITRA NY ORA 10 TSY NIATO NO NITO...

NANDRITRA NY ORA 10 TSY NIATO NO NITONDRAN'IREO MINISITRA TSIRAIORAY NIFANDIMBY NAMALY IREO FANONTANIANA AVY AMIN'IREY SOLOMBAVAMABAHOAKA

Ary koa nitondran'izy ireo fanazavana mahakasika ireo asa mifandraika amin'ny hetahetam-bahoaka araka ny nampitain'ireo parlemantera nandritra ny fivoriana nifanatrehan'ny Governemanta tamin'ny Antenimierampirenena ny andron'ny 13 Jona 2025.Fotoana nahafahan'ny Andrimpanjakana roa tonta nifanakalo hevitra sy nanao tombana ireo asa fampandrosoana atao eto amin'ny Firenena. Fotoana nanoritsoritan'ny ministera tsirairay ireo asa efa vita sy izay mbola eo am-panatanterahana manaraka ny programan'asa voafaritra mialoha ao anatin'ny programa ankapoben'ny fanjakana.Nankasitrahan'ireo Solombavambahoaka maro ny ezaka tsy takona afenina tanterahin'ny Fitondram-panjakana amin'ny alalan'ny Governemanta, amin'ireo sehatra mipaka mivantana amin'ny fiainam-bahoaka na an-drenivohitra na indrindra eny amin'ny tontolo ambanivohitra amin'ny lafiny sosialy, fandriam-pahalemana, fanabeazana, fambolena, fitanterana, fahalalahana sy ny maro hafa.Teboka niraisan'ny maro kosa ny hanolorana vahaolana amin'ny famatsiana herinaratra sy rano mba hahafahan'ny olom-pirenena manatsara ny fivelomany an-davanandro, hahafahan'ireo orinasa mamokatra ara-dalàna, ary koa hiantohana ny fandriampahalemana maharitra.Ny Praiministra Lehiben'ny Governemanta, nandritra ny lahateny famaranana ny anjarany no namintina ireo teboka nifanakalozan-kevitra teo amin'ny Lapan'ny Antenimierampirenena. Notsindrian'ny Praiministra NTSAY Christian ihany koa ny antso mba hametrahana fitoniana eto amin'ny Firenena sy hampitsaharana ireo endrika fanakorontanana isan-karazany sy ny fanoherana botolo izay sakana amin'ny fampadrosoana.Nanolotra teny fisaorana amin'ny anaran'ny Governemanta manontolo ho an'ny Antenimierampirenena ny Lehiben'ny Governemanta, ary nanamafy ny fahavononany hiara-hiasa hatrany amin'ireo Solombavambahoaka indrindra ireo mikatsaka ny tombotsoam-pirenena.

Publie le 16/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités