Actualités > FIHAONANA ETO AMIN'NY LAPAN'ANOSY IFA...

FIHAONANA ETO AMIN'NY LAPAN'ANOSY IFANATREHAN'NY LOHOLONA SY NY GOVERNEMANTA.

Miroso tanteraka amin'ny famaliana ny fanontaniana ny mpikambana sasany ao amin'ny Governemanta amin'izao maraina izao. Fifanatrehana efa naharitra adin'ny 12 ora mahery izay. Minisitra miisa 12 no mamarana ny anjara famaliana fanontaniana amin'izao fotoana izao, isan'izany ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, MARA Volamiranty Donna.Izao fihaonana izao dia fanehoana mazava ny fanatanterahan’ny Governemanta ny adidy sy andraikitra araka ny voalazan’ny Lalàm-panorenana.Izany dia amin’ny fanamafisana ny fifandraisana eo amin’ireo andrim-panjakana, ho fanomezana lanja ny mangarahara sy ny fandraisana andraikitra amin’ny fitantanana ny raharaham-panjakana.

FIHAONANA ETO AMIN'NY LAPAN'ANOSY IFANATREHAN'NY LOHOLONA SY NY GOVERNEMANTA.
FIHAONANA ETO AMIN'NY LAPAN'ANOSY IFANATREHAN'NY LOHOLONA SY NY GOVERNEMANTA.
FIHAONANA ETO AMIN'NY LAPAN'ANOSY IFANATREHAN'NY LOHOLONA SY NY GOVERNEMANTA.
FIHAONANA ETO AMIN'NY LAPAN'ANOSY IFANATREHAN'NY LOHOLONA SY NY GOVERNEMANTA.
FIHAONANA ETO AMIN'NY LAPAN'ANOSY IFANATREHAN'NY LOHOLONA SY NY GOVERNEMANTA.
FIHAONANA ETO AMIN'NY LAPAN'ANOSY IFANATREHAN'NY LOHOLONA SY NY GOVERNEMANTA.
FIHAONANA ETO AMIN'NY LAPAN'ANOSY IFANATREHAN'NY LOHOLONA SY NY GOVERNEMANTA.
FIHAONANA ETO AMIN'NY LAPAN'ANOSY IFANATREHAN'NY LOHOLONA SY NY GOVERNEMANTA.
Publie le 18/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualités