๐ณ๐๐๐๐'๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐[๐ญ๐๐๐-22 ๐๐๐๐ 2025]Aminโizao dianโasa ataonโny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta Ntsay Christian eto Luanda, Angola izao dia nihaona taminโny Tale nasiรดnaly misahana ny fandaharanasanโi Afrika ao aminโny Carnegie Endowment for International Peace ao Washington D.C, Ramatoa Zeinab Usman ny tenany. Io ivotoerana io moa dia anisanโireo mpandinika sy mpamolavola pรดlitika matanjaka any Etazonia. Nifantoka taminโny fijerena lavitrโezaka mikasika ny fanavaozana ny AGOA na ny โAfrican Growth and Opportunity Actโ ny resaka nifanaovan'ny roa tonta; izay mikendry ny hanamafisana ny fiaraha-miasa stratejika eo aminโi Madagasikara sy Etazonia. Ankoatra izany koa ny fanatsarana ny sehatry ny fampiasam-bola lehibe, ary ny fitrandrahana sy fitantanana maharitra ireo akora manan-danja stratejika (critical minerals) izay anisanโny harena iankinanโny toekarana maneran-tany aminโizao fotoana izao.Maneho fahatokisana aminโny politikam-pirenena mazava aminโny fampiroboroboana ny indostria ary ny fahaiza-mitantana eto Madagasikara ity fihaonana ity, sady manamafy ny toeranโny firenena ho mpiara-miombonโantoka azo itokisana eo aminโny sehatra iraisampirenana.๐ก๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ