Actualitรฉs > FAMPIDIRANA AN' I MADAGASIKARA AO AMI...

FAMPIDIRANA AN' I MADAGASIKARA AO AMIN' NY TONTOLON' NY FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA AVO LENTA


๐‘ณ๐’‚๐’‘๐’‚๐’'๐’Š ๐‘ด๐’‚๐’‰๐’‚๐’›๐’๐’‚๐’“๐’Š๐’—๐’[๐‘ญ๐’‚๐’‰๐’‚-22 ๐’‹๐’๐’๐’‚ 2025]Aminโ€™izao dianโ€™asa ataonโ€™ny Praiminisitra, Lehibenโ€™ny Governemanta Ntsay Christian eto Luanda, Angola izao dia nihaona taminโ€™ny Tale nasiรดnaly misahana ny fandaharanasanโ€™i Afrika ao aminโ€™ny Carnegie Endowment for International Peace ao Washington D.C, Ramatoa Zeinab Usman ny tenany. Io ivotoerana io moa dia anisanโ€™ireo mpandinika sy mpamolavola pรดlitika matanjaka any Etazonia. Nifantoka taminโ€™ny fijerena lavitrโ€™ezaka mikasika ny fanavaozana ny AGOA na ny โ€œAfrican Growth and Opportunity Actโ€ ny resaka nifanaovan'ny roa tonta; izay mikendry ny hanamafisana ny fiaraha-miasa stratejika eo aminโ€™i Madagasikara sy Etazonia. Ankoatra izany koa ny fanatsarana ny sehatry ny fampiasam-bola lehibe, ary ny fitrandrahana sy fitantanana maharitra ireo akora manan-danja stratejika (critical minerals) izay anisanโ€™ny harena iankinanโ€™ny toekarana maneran-tany aminโ€™izao fotoana izao.Maneho fahatokisana aminโ€™ny politikam-pirenena mazava aminโ€™ny fampiroboroboana ny indostria ary ny fahaiza-mitantana eto Madagasikara ity fihaonana ity, sady manamafy ny toeranโ€™ny firenena ho mpiara-miombonโ€™antoka azo itokisana eo aminโ€™ny sehatra iraisampirenana.๐—ก๐˜† ๐—ฆ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ

FAMPIDIRANA AN' I MADAGASIKARA AO AMIN' NY TONTOLON' NY FAMPIROBOROBOANA NY INDOSTRIA AVO LENTA
Publie le 23/06/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs