Fanombohan'ny lanonam-panokafana ny andiany faha-45 ny Fihaonana an-tampon'ireo Filoham-pirenena sy Lehiben’ny Governemanta eo anivon’ny SADC eny amin’ny CCI Ivato.Voasolo tena avokoa ireo firenena mpikambana eo anivon’ny SADC mandray anjara amin'izany fihaonana lehibe izany. Ivon'ity lanonana ity ny handraisan'i Madagasikara ny fitantanana ny vondrona SADC hatramin’ny taona 2026.#SADCMadagascar #SADC2025 #AntananarivoSADC