Tongasoa eto amintsika izao takariva izao ny Filohanβny Repoblikan'i Namibia, Ramatoa Netumbo Nandi-Ndaitwah, hiatrika ny Fihaonana an-tamponβny SADC, andiany faha-45 hotontosaina eto amintsika. Nandray azy teo am-pahatongavany ihany koa ny Praiminisitra, Lehibenβny Governemanta Ntsay Christian. ππ² πππ«ππ¬ππ«π