Vahiny manankaja notsenainโny Praiminisitra, Lehibenโny Governemanta Ntsay Christian aminโizao tolakandro izao koa ny Praiminisitra Maorisiana, Andriamatoa Navinchandra Ramgoolam, sy Ramatoa vadiny. Mahazo vahana araka izany, ny fifandraisana eo aminโi Madagasikara sy Maorisy, fa indrindra aminโizao fotoana handraisanโny Filohanโny Repoblika Andry Rajoelina ny maha-Filohanโny SADC azy izao. ๐ก๐ ๐ฆ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ฎ