Nigadona ny Seranam-piaramanidina Iraisampirenena eto Ivato io takariva io koa ny fiaramanidina nitondra ny Filohanβny Repoblikanβi Mozambika, Andriamatoa Chapo Daniel Francisco. Maneho ny fahavononanβny Firenena malagasy handray azy ireo hatrany ny Praiminisitra, Lehibenβny Governemanta Ntsay Christian, aminβny fitsenanana azy ireo aminβny fomba Γ΄fisialy aty an-toerana. ππ² πππ«ππ¬ππ«π