Nankatoavin’ny filankevim-pitantanan’ny FMI ny hahazoan’i Madagasikara vola mitentina 𝟏𝟎𝟕 𝐌𝐢𝐥𝐥𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐔𝐒𝐃 (𝟕𝟕.𝟑𝟗𝟐 𝐃𝐓𝐒) nandritra ny andiany faharoa an’ny 𝑭𝑬𝑪 𝒔𝒚 𝑭𝑹𝑫 izay notontosaina tany Washington ny 3 Jolay 2025 teo. Izao fanohanana ara-bola izao no azo dia noho ny ezaka rehetra tanterahan'ny Fitondram-panjakana. Miroso hatrany isika !!#FMI#MEF_MADAGASIKARA#MEF_MADAGASCAR