Feno hipoka ny Coliseum Ambatomena, Fianarantsoa, nandritra ny lanonana fitokanana izany notarihin'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara Andry Rajoelina, androany.Tanteraka ny velirano napetraka, fotodrafitrasa goavana izay lova ho an'ny taranaka, aty amin'ny faritra.Maro ny fotodrafitrasa notokanana taty amin'ny faritra Matsiatra Ambony nandritra izay telo andro izay. Tsy misy faritra ho adino intsony. Madagasikara tsy maintsy mandroso.