ππ¨πππ§πππ«ππ‘π’π§π π¨π¦ππ₯π² πππ¨ πππ’π§ππ-πππ«π’π π§π² π π’π₯ππ§π€ππ―π’ππ«π² π§π² ππ’π§π’π¬π’ππ«ππ§π¨πππ«π’π‘π’π§'π§π² π π’π₯π¨π‘π Andry Rajoelina, π’π³ππ² π‘π’πππ§ππ¨π€π ππ¦π’π§'π§π² πππ¦π©ππ§ππ«π¨π¬π¨ππ§π π¬π² π§π² πππ§π ππ«ππ‘ππ«πΜπ§π ππ§π² ππ§π’π―π¨π§'π§π² πππ«π’ππ«π.Anisany teboka notsidrian'ny Filoha tamin'ny fandraisam-pitenena nanokafana ny Filankevitry ny Minisitra omaly ireto :-LALANA VITA 89 KM: Vita ny lΓ lana mampifandray ny atsimo sy avaratra ao Sainte-Marie.-RN5 SY ROUTE DU SOLEIL: Kasaina ho vita alohan'ny fetim-pirenena 2026 ireo lΓ lana stratejika.-HERINARATRA AVY AMINβNY MASOANDRO: Vita ny Parc Solaire 1MW hanome jiro ny Nosy manontolo.-FITSARANA SY FONJA: Natsangana ny Tribonaly vaovao ho fanamafisana ny fanjakana tan-dalΓ na.-TANORA: Hosokafana ny Village artisanal sy ny "Maison des Jeunes" ho anβny tanora.-FAMPIROBOROBOANA NY TOEKARENA: Ho hatsaraina ny seranan-tsambo, seranam-piaramanidina, ary hatsangana ny Centre fiscal ao an-toerana.#Fitondrampanjakana #manakaiky #vahoaka