Actualités > FANOFANANA SY FANAMAFISANA FAHAIZA-MANAO

FANOFANANA SY FANAMAFISANA FAHAIZA-MANAO

Talem-paritra sy Delege eo anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina miisa 21 avy amin’ny faritra DIANA sy SAVA no misitraka fiofanana avy amin'ny ministera foibe ankehitriny.Ny 16 ka hatramin’ny 18 jolay 2025 no tanterahana ao Ambilobe ny fampiofanana manokana ho an’ireto tompon'andraikitra ireto. Zava-dehibe ny fanamafisana fahaiza-manao sy fahaiza-mitantana ho an'ireo mpiara-miasa toy izao manaraka ny voalazan'ny "Andry 3" n'ny fampandrosoana tarihin'ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina  ahitana ny <<fampiroboroboana ny maha-olona>>, sy ny <<fanjakana tsara tantana>>Mamita iraka mitarika ity fiofafana ity, araka ny programanasan'ny Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina MARA Volamiranty Donna ireo tompon'andraikitra avy eo anivon'ny Ministera ahitana ny Talen'ny Fampiofanana (DEFOM) RAMILIARIJAONA Miora Henintsoa , ny Talen'ny Fampiroboroboana ny Teny Malagasy (DPLM) ANDRIAMIFIDY Bakolalaina, ary ny Talen'ny Famolavolana Tetikasa ( CCCI) RABENARIVO Mamy,  ampian'ny Teknisiana mañana traikefa eo anivon'ny ORTM RAHERINANDRASANA Tharcisius.Tanjona amin’ity fampofanana ity ny hanamafisana ny traikefa sy fahaiza-manao teknika, sy fahaizam-mitantana ho an’ireo rantsamangaikan'ny ministera eny ifotony, indrindra amin’ireto teboka manaraka ireto : fikirakirana vaovao sy haitarika, asa fanaovan-gazety sy fampitam-baovao, fifehezana ny tambazotra sosialy ary ny fampivoarana ny maha-olona.Samy hisitraka fiofanana toy izao avokoa ireo Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina manerana ny Nosy araka ny tetiandro volavolaina eo anivon'ny ministera .

Publie le 17/07/2025 Par 451512 Categorie: Actualités