Actualités > VONONA I MADAGASIKARA AMIN' NY FANDRA...
VONONA I MADAGASIKARA AMIN' NY FANDRAISANA NY FIHAONANA AN-TAMPON' NY SADC
Efa eto Antananarivo ny Sekretera Mpanatanteraky ny SADC.Hanomboka rahampitso ny fivoriana voalohany izay hihaonan'ireo mpiasam-panjakana ambony sy ireo manampahaizana manokana momba ny RISDP. #SADC2025 #SADCMadagascar #AntananarivoSADC
Publie le 04/08/2025
Par 451512
Categorie: Actualités