Actualités > NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIAN...

NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45

Nisokatra androany 04 Aogositra 2025, teny amin’ny CCI Ivato ny fivoriana izay hihaonan'ireo mpiasam-panjakana ambony sy ireo manampahaizana manokana eo anivon’ny SADC momba ny "Plan Stratégique Indicatif de Développement Régional" (RISDP). Ity fivoriana ara-teknika ity no manokatra sahady ireo fivoriana ao anatin'ny andiany faha 45 amin'ny fihaonana an-tampon'ny SADC, tanterahina eto Antananarivo hatramin’ny 17 aogositra 2025. Ny RISDP dia tari-dalana izay mamaritra ireo laharam-pahamehana ao anatin'ny politikam-pampandrosoan'ireo firenena eo anivon’ny SADC.#SADC2025 #SADCMadagascar #AntananarivoSADC

NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45
NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45
NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45
NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45
NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45
NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45
NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45
NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45
NY FIHAONANA AN-TAMPON'NY SADC ANDIANY FAHA- 45
Publie le 05/08/2025 Par 451512 Categorie: Actualités