Hetsika "Bazar de la SADC" izay ho tanterahina ny ๐ญ๐ฐ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ญ๐ด ๐ฎ๐ผ๐ด๐ผ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ฌ๐ฎ๐ฑ ๐ฒ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฒ๐ป๐๐ฟ๐ฒ ๐ฑ'๐๐ ๐ฝ๐ผ๐๐ถ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐๐ป๐๐ฒ๐ฟ๐ป๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ฎ๐น๐ฒ ๐๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ, ๐๐ฎ๐ฐ ๐๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ. Tranoheva maro izay hampiseho ny asa tanana sy kolontsaina malagasy ary ireo firenena mikambana eo anivonโny SADC no azo tsidihan'ny daholobe mandritra izany.#SADC2025#SADCMadagascar#AntananarivoSADC