Mijoro ho an'ny fitovian-jo ho an'ny lahy sy ny vavy ary manohana hatrany ny fizakan-tenan'ireo vehivavy sy tovovavy rehetra izay fanoitra lehibe ho an'ny fampandrosoana ny firenena, ny fitondram-panjakana ankehitriny tarihin'ny Filoha Andry Rajoelina.
Faly miarahaba ireo vehivavy rehetra amin'izao andro iraisam-pirenena ho an'ny zon'ny vehivavy izao.
Mialy R. Rajoelina 8 Martsa 2025