Hivantana amin'ny TVM sy ny Radio Madagasikara RNM 99.2 MHz ireo lalao roa ataon'ny Barea ny 04 sy ny 08 Septambra 2025 ho avy izao.Ao anatin'ny fampivondronana tanteraka ny ekipam-pirenena Malagasy. Andao hiray fo hatrany isika hanohana ny ekipam-pirenena Malagasy.Sary Présidence de la République de Madagascar @Fédération Malagasy de Football #Alefa #Barea #Alefamadagasikara