Actualités > LALAM-PASIKA TEO ALOHA ARY TENA RATSY...

LALAM-PASIKA TEO ALOHA ARY TENA RATSY TOKOA REHEFA AMIN' NY FOTOAN' NY ORANA NY MAMPITOHY AN' ANDAKABE SY ANDABATOARA KA IZAO VITA RARIVATO TANTERAKA IZAO

Lalam-pasika teo aloha ary tena ratsy tokoa rehefa amin'ny fotoan'ny orana ny mampitohy an'Andakabe sy Andabatoara ka izao vita rarivato tanteraka izao. Izany dia vokatry ny ezaka nataon'ny Fitondram-panjakana tarihin'ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina amin'ny fanomezana ireo fitaovana toy ireo fiara vaventy fanamboaran-dalana mba hahafahan'ny Faritra tsirairay avy manamboatra lalana 100 Km isan-taona sy lalana vita rarivato 5 Km isan-taona fara fahakeliny.

LALAM-PASIKA TEO ALOHA ARY TENA RATSY TOKOA REHEFA AMIN' NY FOTOAN' NY ORANA NY MAMPITOHY AN' ANDAKABE SY ANDABATOARA KA IZAO VITA RARIVATO TANTERAKA IZAO
LALAM-PASIKA TEO ALOHA ARY TENA RATSY TOKOA REHEFA AMIN' NY FOTOAN' NY ORANA NY MAMPITOHY AN' ANDAKABE SY ANDABATOARA KA IZAO VITA RARIVATO TANTERAKA IZAO
LALAM-PASIKA TEO ALOHA ARY TENA RATSY TOKOA REHEFA AMIN' NY FOTOAN' NY ORANA NY MAMPITOHY AN' ANDAKABE SY ANDABATOARA KA IZAO VITA RARIVATO TANTERAKA IZAO
LALAM-PASIKA TEO ALOHA ARY TENA RATSY TOKOA REHEFA AMIN' NY FOTOAN' NY ORANA NY MAMPITOHY AN' ANDAKABE SY ANDABATOARA KA IZAO VITA RARIVATO TANTERAKA IZAO
LALAM-PASIKA TEO ALOHA ARY TENA RATSY TOKOA REHEFA AMIN' NY FOTOAN' NY ORANA NY MAMPITOHY AN' ANDAKABE SY ANDABATOARA KA IZAO VITA RARIVATO TANTERAKA IZAO
LALAM-PASIKA TEO ALOHA ARY TENA RATSY TOKOA REHEFA AMIN' NY FOTOAN' NY ORANA NY MAMPITOHY AN' ANDAKABE SY ANDABATOARA KA IZAO VITA RARIVATO TANTERAKA IZAO
LALAM-PASIKA TEO ALOHA ARY TENA RATSY TOKOA REHEFA AMIN' NY FOTOAN' NY ORANA NY MAMPITOHY AN' ANDAKABE SY ANDABATOARA KA IZAO VITA RARIVATO TANTERAKA IZAO
Publie le 08/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités