« 𝐒𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐢𝐤𝐨 »Nanatrika sy nanome voninahitra ny lanonam-panokafana ny hetsika "Caravane Médicale, 𝐒𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐢𝐤𝐨", Ramatoa Mialy R. Rajoelina ary nitsodrano ireo mpitsabo.Hetsika sosialy maimaimpoana ny "Caravane Médicale, Sarobidy ny Aiko", andiany faha-33 ity. Handalo ny faritra Vakinankaratra sy Menabe izany ary hanomboka anio Alatsinainy 15 septambra 2025.