Actualitรฉs > FAHASALAMANA MANAKAIKY NY VAHOAKA

FAHASALAMANA MANAKAIKY NY VAHOAKA


ยซ ๐’๐š๐ซ๐จ๐›๐ข๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐€๐ข๐ค๐จ ยปNanatrika sy nanome voninahitra ny  lanonam-panokafana ny hetsika "Caravane Mรฉdicale, ๐’๐š๐ซ๐จ๐›๐ข๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐€๐ข๐ค๐จ", Ramatoa Mialy R. Rajoelina ary nitsodrano ireo mpitsabo.Hetsika sosialy maimaimpoana ny "Caravane Mรฉdicale, Sarobidy ny Aiko", andiany faha-33 ity.  Handalo ny faritra Vakinankaratra sy Menabe izany ary hanomboka anio Alatsinainy 15 septambra 2025.

FAHASALAMANA MANAKAIKY NY VAHOAKA
FAHASALAMANA MANAKAIKY NY VAHOAKA
FAHASALAMANA MANAKAIKY NY VAHOAKA
FAHASALAMANA MANAKAIKY NY VAHOAKA
Publie le 16/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs