Actualités > CARAVANE MEDICALE

CARAVANE MEDICALE


Nisitraka ny fitsaboana tandrify azy avy, na ny zokiolona, na ny tanora na ny zaza, teo an-tampon-tanànan’i Miandrivazo satria maherin’ny roa alina no nahazo ny fitsaboana maimaim-poana tamin’ny fandalovan’ny Caravane médicale ny 18, 19 ary 20 septambra lasa teo.Nahitana tolotra vaovao ity andiany ity, isan’izany ny fandidiana Cataracte, fitiliana maro isan-karazany toy ny cardiologie, dermatologie, pédiatrie, rhumatologie. Teo ihany koa ny fijerena manokana ireo vehivavy amin’ny fanomanana fiterahana, ary ny consultation pré-natale & post-natale.Sarobidy ny aiko, Sarobidy ny ainao, Sarobidy ny aintsika !(Sary indrana)#AssociationFitia #MinisteraFahasalamana #CaravaneMedicale #SarobidyNyAiko

CARAVANE MEDICALE
CARAVANE MEDICALE
CARAVANE MEDICALE
CARAVANE MEDICALE
CARAVANE MEDICALE
Publie le 23/09/2025 Par 451512 Categorie: Actualités