Tetikasan’ny fitondram-panjakana tarihin'ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina ho fanalana fahasahirana ny vahoaka mpampiasa lalana amin’iny faritra atsimon’ny Nosy iny ary koa fanoitra ho amin’ny fampandrosoana isam-paritra.Tsy misy faritra ho adino amin’ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana malagasy.