Actualités > MIANATRA NY MPIANATRA AO AMIN’NY LISE...

MIANATRA NY MPIANATRA AO AMIN’NY LISEA MAODERINA AMPEFILOHA (LMA) ARAKA NY NAMBARAN’NY PROVISEUR , ANDRIANJAFY MAMISOA.


Tsy miverina kosa ny mpianatra ny hariva araka ny fanapahan-kevitra izay noraisina niaraka tamin’ireo mpampianatra sy ny mpandraharaha ary ny tomponandraikitry ny sekoly.

Publie le 08/10/2025 Par 451512 Categorie: Actualités