Actualités > NY 07 OKTOBRA 2025

NY 07 OKTOBRA 2025


11,5MW
no ho vokarin'ny tobim-pamokarana herinaratra mandeha amin'ny herin'ny
masoandro napetraka ao Ampangabe ary 5MW amin'izany no efa vita ankehitriny
sy efa manomboka ampidirina amin'ny tambazotra iraisan’Antananarivo.
Efa vita ihany ny 1,5 MW napetraka ao Ambatomirahavavy ary efa
an-dalam-panamboarana ny 7MW ao Ambohidrano Ilafy sy ny 10MW ao
Imerintsiatosika. Nijery ireo asa efa vita ao amin’ny tobim-pamokarana
ao Ampangabe moa ny Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina
io tolakandro io ary nohamafisiny fa tsy fampanantenana fotsiny ihany
fa manana vina ny Fitondram-panjakana ary efa misy ireo asa efa vita ary
mbola hitohy hatrany fanatanterahana izany.

NY 07 OKTOBRA 2025
NY 07 OKTOBRA 2025
NY 07 OKTOBRA 2025
NY 07 OKTOBRA 2025
NY 07 OKTOBRA 2025
NY 07 OKTOBRA 2025
NY 07 OKTOBRA 2025
Publie le 08/10/2025 Par 451512 Categorie: Actualités