Miazo an’Antananarivo ny 1er convoi mitondra ny GROUPE ÉLECTROGÈNE hamatsy herinaratra 105MW hamahana ny olan’ny délestage hoan’Antananarivo. Niainga androany tao Toamasina. Manaraka ny RN2.Voavaha tsy ho ela ny olan’ny jiro eto an-drenivohitra.
Alatsinainy 2 Martsa 2026