Actualités > VOAMIERAN' NY RANOMASIM-BE INDIANA: F...

VOAMIERAN' NY RANOMASIM-BE INDIANA: FIHAONANA AN-TAMPON' IREO FILOHAM-PANJAKANA 24 APRILY 2025 ANTANANARIVO


Vonona handray ny fihaonana an-tampon'ireo Filoham-panjakana mandrafitra ny Vaomieran'ny Ranomasim-be Indiana i Madagasikara. Nampahafantarina androany ny sary famantarana (Logo) sy ny Site Web : https://sommetcoi2025.diplomatie.gov.mg/
Misokatra manomboka ny 15 martsa 2025 ihany koa ny fangatahana Accréditation ao amin'io Site Web io, izay hanasana ireo maniry ny hanatrika izany fihaonana an-tampony izany, indrindra ny Mpanao Gazety.

Publie le 17/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualités