Nijery ifotony ny olan'ny mpianatra teny amin'ny πππ€π¨π₯π² ππ¦ππ¨π§π² π©π¨π₯π²πππ€π§π’π€π ππ¨π§ππ¨π―π¨π«π¨π§π π¬π² π§π² ππ§π’π―ππ«π¬π’πππ§βππ§π€πππ¬π¨ ny Kolonely RAMPANARIVO Solofoniaina Thierry, mpiara-mitantana amin'ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara, androany faha-24 Oktobra 2025.Dingana voalohany izany amin'ny fandraisana an-tanana ny zo fototra amin'ny fahazoana jiro sy rano izay notakian'ireo mpianatra. Ho an'ny eny amin'ny πππ€π¨π₯π² ππ¦ππ¨π§π² π©π¨π₯π²πππ€π§π’π€π ππ¨π§ππ¨π―π¨π«π¨π§π manokana dia efa nanomboka androany ny fandavahana. Mpandraharaha iray nivoaka avy amin'io toeram-pampianarana io no misahana izany. ππππ€π π’π«ππ² π―π¨π₯ππ§π ππ’π π‘π’π¬π’ππ«ππ€π π«ππ§π¨ ππ―π¨π€π¨π π’π«ππ¨ π¦π©π’ππ§πππ«π π«ππ‘πππ«π ππ§π² ππ§-ππ¨ππ«ππ§π. Ny momba ny ππ§π’π―ππ«π¬π’ππ ππ§π€πππ¬π¨ π¬π² π’π«ππ¨ ππ§π’π―ππ«π¬π’ππ π‘πππ π¦ππ§ππ«ππ§π π§π² π§π¨π¬π² kosa dia ππ§πππ’π§'π§π² ππ’π€π’π§π π¬π² π§π² πππ¦π¨π₯ππ―π¨π₯ππ§π π―ππ‘ππ¨π₯ππ§π π¦ππ‘ππ«π’ππ«π π§π² ππ¨π¦π©π¨π§'ππ§ππ«ππ’π€π’ππ«π.Ny rehetra no miaraka mitondra ny fanavaozana sy ny fampandrosoana, ka nanamafy ny Kolonely RAMPANARIVO Soloniaina Thierry amin'ny maha-zava-dehibe ny fifanampiana eo amin'ny fitondram-panjakana sy ny vahoaka. Afaka samy mandray ny andraikiny, mitondra ny fahaiza-manaony sy ny traikefany ny tsirairay, ary ho an'ireo mpianatra dia azo atomboka amin'ny fanajana ny fananana iombonana sy ny fotodrafitr'asa efa mipetraka izany.Β©οΈ PrΓ©sidence de la Refondation de la RΓ©publique de Madagascar - PRRM