Nodimandry teo amin'ny faha 80 Taonany i RAZAFIMALALA Lucie. Izy ilay hita tamin'ny sary ππ¨π₯π ππ«π’ππ«π² π³πππ¨ 100Ar tamin'ny repoblika voalohany teto Madagasikara.Efa lany Miss Madagasikara izy tamin'ny 1965 izay solotenan'ny faritanin'ny Fianarantsoa tamin'izany fotoana.Ny fianakaviambenβny Minisiteranβ ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mitondra ny teny fampiononana sy teny fankaherezana ny ankohonany sy ny fianakaviany manontoloRadio Madagasikara RNM 99.2 MHz
Alatsinainy 2 Martsa 2026