ActualitΓ©s > FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY S...

FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY

Fandraisan'Andriamatoa Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina ny 𝐒𝐨π₯𝐨𝐧-𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐑𝐚𝐫𝐒𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐕𝐨𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧'𝐧𝐲 π…π’π«πžπ§πžπ§πš 𝐦𝐒𝐭𝐞𝐧𝐲 π…π«πšπ§π­π¬πšπ² (Organisation Internationale de la Francophonie).Nitsidika ny Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina Mandrindrarivony Ogascar Fenosoa ihany koa ny masoivoho sady solon-tena maharitry ny vondron'ny firenena mampiasa ny teny frantsay (Organisation internationale de la Francophonie) ho an'ny faritry ny Ranomasimbe indiana Traian- Laurentiu Hristea. Amin'ny 𝐬𝐞𝐑𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐀𝐨π₯𝐨𝐧𝐭𝐬𝐚𝐒𝐧𝐚, dia nifantohan'ny resaka ny fanohizana ny tetik'asa CLAC (Centre de Lecture et d'Animation Culturelle), izay natao indrindra hampanakaikezana ny 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐀𝐒𝐚𝐦-𝐛𝐨𝐀𝐲 𝐞𝐧𝐲 𝐒𝐟𝐨𝐭𝐨𝐧𝐲. Ho 𝐬𝐨𝐧𝐒𝐚𝐯𝐒𝐧𝐚 tsy ho ela ny fanavaozana ny 𝐟𝐒𝐟𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚-𝐦𝐒𝐚𝐬𝐚 momba izany, ka isan'ny hampihavaka izao fiaraha-miasa havaozina izany ny ho fampiasan'ireny CLAC ireny fitaovam-pamokarana angovo azo avaozina. Amin'ny sehatry ny 𝐬𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 kosa indray dia naneho ny fahavononany hifanampy amin'ny minisitera hiatrika ny 𝐚𝐝𝐲 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐒𝐞π₯𝐞𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐝𝐒𝐬𝐨 (lutte contre la desinformation) ny vondron'ny firenena mampiasa ny teny frantsay (OIF), ka tetik'asa miompana amin'ny πŸπšπ§πšπ›πžπšπ³πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐑𝐚𝐑𝐚𝐲 𝐑𝐚𝐦𝐩𝐒𝐚𝐬𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐟𝐒𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚 𝐬𝐲 𝐑𝐚𝐑𝐚𝐲 𝐑𝐚𝐧𝐣𝐒𝐟𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐭𝐨𝐫𝐨𝐑𝐚𝐲 (Educations aux MΓ©dias et Γ  l'Information) no hiarahan'ny roa tonta mamolavola.Ankoatra izay dia nanamafy ny fahavononany hiara-hiasa amin'ny minisitera amin'ny fanantsarana ny lalana mifehy serasera amin'ny haino aman-jery sy amin'ny famitΓ na ilay volavolan-dalΓ na hifehy ny zo hisitraka torohay eny anivon'ny sampan-draharaham-panjakana ihany koa ny masoivoho sady solon-tena maharitry ny OIF eto amin'ny faritry ny Ranomasimbe Indiana.

FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
FANDRAISAN'ANDRIAMATOA MINISITRY NY SERASERA SY KOLONTSAINA NY SOLON-TENA MAHARITRY NY VONDRON'NY FIRENENA MITENY FRANTSAY
Publie le 12/11/2025 Par 451512 Categorie: ActualitΓ©s