Nodimandry teo amin'ny faha 80 Taonany i RAZAFIMALALA Lucie. Izy ilay hita tamin'ny sary 𝐕𝐨𝐥𝐚 𝐚𝐫𝐢𝐚𝐫𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨 100Ar tamin'ny repoblika voalohany teto Madagasikara.Efa lany Miss Madagasikara izy tamin'ny 1965 izay solotenan'ny faritanin'ny Fianarantsoa tamin'izany fotoana.Ny fianakaviamben’ny Minisiteran’ ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mitondra ny teny fampiononana sy teny fankaherezana ny ankohonany sy ny fianakaviany manontoloRadio Madagasikara RNM 99.2 MHz