RASOLOFOARIJAONA Miary, voatendry ho Sekretera Jeneraly.LEMANA Nalimbinjanaharin' Ainasoa Festin Elisée, voatendry ho Tale Jeneralin' ny ORTMRANDRIANIAINA Miorahasina Lorah, voatendry ho Talen' ny Telavisiona Malagasy.RASOLOARISON Harimbola Monica, voatendry ho Talen' ny Radio NasionalyRAHARIJAONA Rado, voatendry ho Talen' ny Fandrindranàna, Fanaraha-maso sy ny Tombana (DPSE)Ny fianakaviamben' ny ministera dia faly miarahaba ireo tompon' andraikitra mpiara-miasa ary mirary fahombiazana feno amin' ny andraikiny avy.Dépêche Informative Taratra MSK