Actualités > TSY MANANA PEJY FACEBOOK NY PRAIMINIS...

TSY MANANA PEJY FACEBOOK NY PRAIMINISITRA RAJAONARIVELO HERINTSALAMA ANDRIAMASY


Ny Praiminisitra Lehiben'ny Governemanta, Andriamatoa RAJAONARIVELO Herintsalama Andriamasy dia manamafy fa tsy manana ary tsy mitantana pejy Facebook. Hosoka noho izany izay pejy na kaonty rehetra mitondra ny anarany sy/na ny sariny, ka hampandrenesana ny vahoaka malagasy tsy ho voafitak'izany.Primature -  Lapan'i Mahazoarivo

Publie le 27/11/2025 Par 451512 Categorie: Actualités