Tonga nitsidika ny Minisitra GASCAR Fenosoa, aminโny maha ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ azy ny avy eo anivonโny ๐๐๐๐๐๐ - ๐ป๐๐ข๐ก ๐ถ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ข๐ ๐๐ ๐ท๐ฬ๐๐๐๐ ๐ ๐๐ ๐๐ ๐ท๐ฬ๐๐๐๐๐๐ก๐๐ ๐๐ก ๐๐ ๐โ๐ธ๐ก๐๐ก ๐๐ ๐ท๐๐๐๐ก na ny ๐๐ถ๐น๐ฎ๐ป๐ธ๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฒ๐บ๐ผ๐ธ๐ฟ๐ฎ๐๐ถ๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ท๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฎ๐ป-๐ฑ๐ฎ๐น๐ฎฬ๐ป๐ฎ notarihinโny Filohany RANADIALISON Angelo taminโity anio ity.Ankoatra ny fitsidihana ara-pomba fanajร na dia votoatinโny fanantonanโizy ireo ihany koa ny fanehoany fahavononana hitondra anjara biriky aminโny fikarakarana ny ๐ ๐ข๐ค๐๐จ๐ง๐๐ง๐๐จ๐ก๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ hatao eto anivonโny Firenena malagasy, ka vonona hanome tanana ny FFKM izy ireo aminโny fanatanterahana izany ho ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ miainga aminโny Faritra samihafa manerana anโi Madagasikara. Aminโny maha Filankevitra ho aminโny fiarovana ny Demokrasia azy ireo dia isanโny hitondranโizy ireo ny traikefa ananany ihany koa ny ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ireo olom-pirenena tsy an-kanavaka, mba ho afaka maneho ny hetahetany marina ny tsirairay araka ny takianโny Demokrasia, izay antoky ny fahombiazanโity fikaonandoha nasionaly ity.Nanamafy ny avy eo anivonโny HCDDED nandritra ity fihaonany taminโny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ity fa manohy mandrakariva ny andraikiny izy ireo araka ny namaritanโny ๐ด๐๐๐๐๐๐๐ฆ ๐๐โ๐ 43 ๐๐๐๐โ๐๐ฆ ๐ฟ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ izay mifantoka aminโny ๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ฬ๐๐ ๐๐ ๐ซ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ sy ny ๐๐๐๐๐๐ฬ๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐ ๐๐๐ฬ๐๐ ka antony nanehoany fahavononana handray anjara aminโny ๐ ๐ข๐ค๐๐จ๐ง๐๐ง๐๐จ๐ก๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ izay handraisanโny vahoaka malagasy rehetra anjara.