Actualités > FIHAONANA TEO AMIN' ANDRIAMATOA DR ED...

FIHAONANA TEO AMIN' ANDRIAMATOA DR EDWARD A. CHRISTOW SY RAMATOA MARA VOLAMIRANTY DONNA

Fihaonana teo amin'Andriamatoa Dr Edward A. Christow, mpandrindra maharitry ny PNUD eto Madagasikara sy i Ramatoa Mara Volamiranty Donna, Minisitry ny Serasera sy Kolontsaina, omaly.
Teboka lehibe nifanakalozana nandritra izany ny resaka ny fanamafisana ny fandriampahalemana amin'ny alalan'ny demokrasia. Ary nojerena ihany koa ny momba ny tanora sy ny filatsahana an-tsitrapo.
"Serasera sy Kolontsaina, vatofototry ny fampandrosoana"

FIHAONANA TEO AMIN' ANDRIAMATOA DR EDWARD A. CHRISTOW SY RAMATOA MARA VOLAMIRANTY DONNA
FIHAONANA TEO AMIN' ANDRIAMATOA DR EDWARD A. CHRISTOW SY RAMATOA MARA VOLAMIRANTY DONNA
FIHAONANA TEO AMIN' ANDRIAMATOA DR EDWARD A. CHRISTOW SY RAMATOA MARA VOLAMIRANTY DONNA
Publie le 25/03/2025 Par 451512 Categorie: Actualités