Hiara-hientana isika, haneho fahavononana hanohy hatrany ny firotsahana an-tsitrapo, ary hiantso ny rehetra handray anjara satria " πππ§ππ§-πππ§π£π π§π² ππ’π«π¨ππ¬ππ‘ππ§βπ§π² ππ¬π’π«ππ’π«ππ²" hoy ny Minisitra GASCAR Fenosoa.Ho tohinβny hetsika fampahafantarana taminβny alalanβny fampirantiana sary manodidina ny 3000 mirakitra ireo ππ¬ππ§βπ§π² π π’π«π¨ππ¬ππ‘ππ§π ππ§-ππ¬π’ππ«ππ©π¨ tetsy aminβny ππ«ππ§π¨ π¬ππ«π² Ambohidahy ny Talata lasa teo dia ho marihana ny 5 Desambra izao ny π¨ππ ππ π΄ππππππ-ππππ ππ ππβππ πππππππππππ ππ-ππππππππ izay anasanβny ππ’π§π’π¬π’πππ«ππ§βπ§π² πππ«ππ¬ππ«π π¬π² π§π² ππ¨π₯π¨π§ππ¬ππ’π§π ny olom-pirenena rehetra tsy an-kanavaka mba ho avy hifandrimbona.π πππππππππ-πππππππ 08h00 β 09h00 : Diabe miainga eo anoloanβny Kianja Barea Mahamasina.09h30 : Fanokafana ny lanonana ofisialy eo aminβny Efitrano HAVORIA AnosyManentana antsika rehetra 5 πππ πππππ 2025 πππππππ Anosy