Hiara-hientana isika, haneho fahavononana hanohy hatrany ny firotsahana an-tsitrapo, ary hiantso ny rehetra handray anjara satria " ๐๐๐ง๐๐ง-๐๐๐ง๐ฃ๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ซ๐จ๐ญ๐ฌ๐๐ก๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ข๐ซ๐๐ข๐ซ๐๐ฒ" hoy ny Minisitra GASCAR Fenosoa.Ho tohinโny hetsika fampahafantarana taminโny alalanโny fampirantiana sary manodidina ny 3000 mirakitra ireo ๐๐ฌ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ ๐ข๐ซ๐จ๐ญ๐ฌ๐๐ก๐๐ง๐ ๐๐ง-๐ญ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐๐ฉ๐จ tetsy aminโny ๐๐ซ๐๐ง๐จ ๐ฌ๐๐ซ๐ฒ Ambohidahy ny Talata lasa teo dia ho marihana ny 5 Desambra izao ny ๐จ๐๐ ๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐โ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ izay anasanโny ๐๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐๐ซ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐๐ซ๐๐ฌ๐๐ซ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ny olom-pirenena rehetra tsy an-kanavaka mba ho avy hifandrimbona.๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ 08h00 โ 09h00 : Diabe miainga eo anoloanโny Kianja Barea Mahamasina.09h30 : Fanokafana ny lanonana ofisialy eo aminโny Efitrano HAVORIA AnosyManentana antsika rehetra 5 ๐๐๐ ๐๐๐๐๐ 2025 ๐๐๐๐๐๐๐ Anosy