๐ง๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ maro avy aminโny Faritra 24 no nifanakalo hevitra nandritra ny hetsika nokarakarainโny OniversitenโAntananarivo, niaraka taminโny Foibenโny Firenena mikambana eto Madagasikara.Tanora manodidina ny roanjato avy aminโny lafivalonโny Nosy no niatrika ity fifanakalozan-kevitra natao androany 9 Desambra ity mba ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐.Nohenoina ny feonโireo mpandray anjara tonga nanatrika ny hetsika izay tanora no maro anโisa aminโizy ireo.Lohahevitra narosonโny mpikarakara ny hoe "๐ท๐จ๐น๐ณ๐ถ๐ต๐บ ๐ซ๐ฌ๐ฝ๐ฌ๐ณ๐ถ๐ท๐ท๐ฌ๐ด๐ฌ๐ต๐ป- ๐ท๐๐๐๐๐๐ ๐น๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐" na hoe โ๐ฃ๐๐๐ค ๐ง๐๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐ค๐จ๐ค๐๐ฃ๐, ฬ๐ฃ๐๐๐ค ๐ง๐๐จ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ข๐ค๐ข๐๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ izay natao taminโny endrika ady hevitra nandraisanโny rehetra anjara ka isanโny nandray anjara mavitrika ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ๐๐๐๐๐๐ ๐ ๐๐ง๐จ๐ฌ๐จ๐, aminโny maha ๐ป๐๐๐๐๐โ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐ฎ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, aminโny maha ๐ป๐๐๐๐๐ ny tenany ihany koa, ary aminโny maha ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐ nahatongavana aminโizao rafitra hitantanana ny Firenena ankehitriny izao.Mifototra aminโny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐๐ฒ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐ฟ๐ฎ no tanjonโny hetsika mba hahafahanโizy ireo ๐บ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ต๐ผ ๐ต๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ป-๐ธ๐ฎ๐น๐ฎ๐น๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ izay isanโireo fitakiana nandritra ny tolona natao teto aminโny firenena; sehatra hahafahanโireo tanora ๐บ๐ถ๐๐ฒ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐๐ถ๐ป๐ ๐๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ ๐๐ฎ๐ต๐ผ๐๐ฟ๐ฎ momba ny fiainam-pirenena sy izay andrasanโizy ireo ato anatinโizao vanim-potoananโny ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ ny Repoblika izao, indrindra ireo teboka lehibe toy ny ๐๐๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐จ๐๐ฃ๐ ๐๐ฃ๐๐๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐ค๐ง๐ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐-๐ข๐๐จ๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐,๐๐๐ฃ๐๐ฅ๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ฉ๐๐ง๐๐ ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐๐ฎ ๐ข๐๐ข๐ฅ๐๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐ง๐๐๐-๐ฅ๐๐ฃ๐๐๐ ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ค ๐๐ก๐ค๐๐,๐๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ค๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐ฃ๐ฉ๐ค๐ก๐ค๐ฃโ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐๐๐๐ฏ๐๐ฃ๐ ๐จ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ข๐ฅ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐, ๐๐๐ฏ๐๐ง๐ฬ๐ฃ๐ ๐๐ง๐-๐๐ง๐๐ง๐๐ฃ๐ฎ ๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐, ๐๐ง๐ฎ๐๐๐ฉ๐จ๐๐ฃ๐๐๐ง๐๐ข-๐ฅ๐๐๐๐๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐๐ฃ๐ ๐๐ฏ๐ฎ.