Miditra aminโny ๐ง๐ข๐ฏ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ณ๐ข-๐ต๐ฐ๐ฆ๐ฌ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข anโi Madagasikara ny fitondram-panjakana malagasy tarihinโny Filohanโny Fanavaozana ny Repoblika ๐ต๐ ๐ฒ๐๐๐๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ต๐จ Michael, ankehitriny aminโny alalanโny fametrahana paikady mazava ho fanampiana ireo ๐ข๐ฅ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐๐ง๐๐๐ hamokatra sy hampiroborobo ny sehatra misy azy mba hisianโny ๐๐๐ฃ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐ค๐๐ ๐๐ง๐๐ฃ๐ sy famoronana asa.Nosokafana taminโny fomba ofisialy androany 19 Janoary 2026 araka izany ny hetsika ๐๐ถ๐ป๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ถ๐ป๐ด๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฎ, izay niompana indrindra taminโny fametrahana fiaraha-miasa matotra eo aminโny Fitondram-panjakana sy ny sehatra tsy miankina.Aorianโny fahavitanโity dinika iarahana aminโireo mpiara-miombonโantoka aminโi Madagasikara ity dia hivoaka ny ๐ฅ๐ณ๐ข๐ง๐ช๐ต๐ณ๐ข ๐ฏ๐ข๐ด๐ช๐ฐ๐ฏ๐ข๐ญ๐บ hanarenana anโi Madagasikara eo aminโny lafiny ๐ข๐ณ๐ข-๐ต๐ฐ๐ฆ๐ฌ๐ข๐ณ๐ฆ๐ฏ๐ข.