Miara-dalana aminโny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐ช ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข ๐ต๐ ๐ฒ๐ฬ๐๐ฬ๐๐๐๐ ๐น๐จ๐ต๐ซ๐น๐ฐ๐จ๐ต๐ฐ๐น๐ฐ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐๐ฬ๐ mivady mandritra ny fidinana ifotony tanterahiny ao Toamasina ireo Mpanolotsaina Avonโny Fanavaozana, ary ireo ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข sasany mpikambana eo anivonโny Governemanta, ka isanโizany ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ณ๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข ๐ฎ๐จ๐บ๐ช๐จ๐น ๐ญ๐๐๐๐๐๐, izay sady nanatanteraka asa anโny minisitera iadidiany ao an-toerana koa.๐ ๐ถ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ณ๐ถ๐๐ผ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฎ๐๐ฎ๐๐ฎ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ผ ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ hoy ny ๐๐ช๐ญ๐ฐ๐ฉ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฏ๐ข๐ท๐ข๐ฐ๐ป๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ฑ๐ฐ๐ฃ๐ญ๐ช๐ฌ๐ข๐ฏโ๐ช ๐๐ข๐ฅ๐ข๐จ๐ข๐ด๐ช๐ฌ๐ข๐ณ๐ข nandritra ny lahateniny nanoloana ny vahoakanโi Toamasina, izay toerana efa nipetrahany naharitra fony mbola nandranto fianarana teny anivonโny Oniversitenโi Barikadimy ny tenany ny taona 1993.