Nampahafantarinโny ๐๐ฆ๐ฌ๐ณ๐ฆ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข j๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญ๐ช๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข ny mpiara-miasa eto anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข androany 2 febroary 2026, nandritra ny fananganan-tsaina fanao isaky ny voalohanโny volana, ireo ๐ฉ๐ค๐ข๐ฅ๐ค๐ฃ๐๐ฃ๐๐ง๐๐๐ ๐๐ฉ๐ง๐ vaovao ๐ซ๐ค๐๐ฉ๐๐ฃ๐๐ง๐ฎ hisahana asa eto anivonโny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข.Nambaranโny ๐๐ฆ๐ฌ๐ณ๐ฆ๐ต๐ฆ๐ณ๐ข j๐ฆ๐ฏ๐ฆ๐ณ๐ข๐ญy, ๐น๐จ๐บ๐ถ๐ณ๐ถ๐ญ๐ถ๐จ๐น๐ฐ๐ฑ๐จ๐ถ๐ต๐จ ๐ด๐๐๐๐, nandritra ny fandraisam-pitenenany fa ny ๐๐ข๐๐๐ฆ๐๐ง๐จ๐๐ง๐ eo aminโireo ๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ซ๐-๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ sy ireo ๐ญ๐จ๐ฆ๐ฉ๐จ๐ง๐๐ง๐๐ซ๐๐ข๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐ no ahafahana mahazo vokatra tsara mba ho tombotsoanโny vahoaka mpisitraka, ka nanentanany ny rehetra hiara-hiasa an-kitsim-po izy.