Mpilatsaka an-tsitrapo maherinโny ๐ฐ๐ฌ๐ฌ isa androany no voahetsiky ny ๐๐ช๐ฏ๐ช๐ด๐ช๐ต๐ฆ๐ณ๐ข๐ฏโ๐ฏ๐บ ๐๐ฆ๐ณ๐ข๐ด๐ฆ๐ณ๐ข ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ฐ๐ญ๐ฐ๐ฏ๐ต๐ด๐ข๐ช๐ฏ๐ข taminโny alalanโny ๐๐ช๐ต๐ข๐ญ๐ฆ๐ข๐ท๐ข๐ฏ๐ข ๐ฎ๐ช๐ด๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ณ๐ฐ๐ฃ๐ฐ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ณ๐ฐ๐ต๐ด๐ข๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ข๐ฏ-๐ต๐ด๐ช๐ต๐ณ๐ข๐ฑ๐ฐ ๐ด๐บ ๐ฏ๐บ ๐๐ข๐ฎ๐ฑ๐ช๐ท๐ช๐ต๐ณ๐ช๐ฉ๐ข๐ฏ๐ข ๐ฏ๐บ ๐๐ช๐ข๐ณ๐ข๐ฉ๐ข๐ฎ๐ฐ๐ฏ๐ช๐ฏ๐ข tarihinโny Tale ๐น๐จ๐ฒ๐ถ๐ป๐ถ๐ต๐ซ๐น๐จ๐ฉ๐ฌ ๐ป๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐๐ (DPVAC) nanatanteraka fambolen-kazo tao Ambohikely, kaominina Antanetibe Mahazaza, distrikan'Ambohidratrimo.Zana-kazo maherinโny 2 000 isa no voavoly androany noho ity hetsika ity. Nampiavaka izany ny tekinikam-pambolena nampianarinโny mpilatsaka an-tsitrapo izay nanamora ny fambolena ary ny fisafidianana ny toerana nanaovana ny fambolena ny zana-kazo.Hisy ny fanaraha-maso isam-bolana ireto zana-kazo novolena ireto izay ataonโny mpilatsaka an-tsitrapo hatrany. Isaorana etoana ny vondrona misy ny mpilatsaka an-tsitrapo rehetra sy ny mpanohana, eo koa ny kaominina Antanetibe Mahazaza sy ny tomponโny tany.