Actualitรฉs > AM-PERINASA AVY HATRANY KOA IREO TOMP...

AM-PERINASA AVY HATRANY KOA IREO TOMPON' ANDRAIKITRA ENY IFOTONY TARIHIN' NY LEHIBEN' NY DISTRIKA AO MANJAKANDRIANA MANALA IREO HAZOBE NIANJERA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI KA NANELINGELINA NY FIVEZIVEZENA AMIN' NY LALAM-PIRENENA FAHA 2 INY

๐™€๐™›๐™– ๐™ฃ๐™ž๐™ซ๐™š๐™ง๐™ž๐™ฃ๐™– ๐™ฃ๐™ฎ ๐™›๐™ž๐™›๐™–๐™ข๐™ค๐™ž๐™ซ๐™ค๐™ž๐™ฏ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ'๐™ฃ๐™ฎ ๐™๐™‰2 aminโ€™iny faritrโ€™i ๐Œ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ค๐š iny ankehitriny raha tapaka izany nandritra ny alin'ny talata 10 febroary 2026. Mitohy hatrany ny fampitam-baovao mianga avy eny ifotony aminโ€™ny alalanโ€™ireo ๐™™๐™š๐™ก๐™š๐™œ๐™–๐™จ๐™ž๐™ค๐™ฃ๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™š๐™ง๐™–๐™จ๐™š๐™ง๐™– izay rantsamangaikanโ€™ny ๐˜”๐˜ช๐˜ฏ๐˜ช๐˜ด๐˜ช๐˜ต๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ฏโ€™๐˜ฏ๐˜บ ๐˜š๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข๐˜ด๐˜ฆ๐˜ณ๐˜ข ๐˜ด๐˜บ ๐˜ฏ๐˜บ ๐˜’๐˜ฐ๐˜ญ๐˜ฐ๐˜ฏ๐˜ต๐˜ด๐˜ข๐˜ช๐˜ฏ๐˜ข eny anivonโ€™ireo distrika toy ity ao Manjakandriana ity.Sary : Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Analamanga - ๐™™๐™š๐™ก๐™š๐™œ๐™–๐™จ๐™ž๐™ค๐™ฃ๐™–๐™ฃโ€™๐™ฃ๐™ฎ ๐™จ๐™š๐™ง๐™–๐™จ๐™š๐™ง๐™– Manjakandriana

AM-PERINASA AVY HATRANY KOA IREO TOMPON' ANDRAIKITRA ENY IFOTONY TARIHIN' NY LEHIBEN' NY DISTRIKA AO MANJAKANDRIANA MANALA IREO HAZOBE NIANJERA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI KA NANELINGELINA NY FIVEZIVEZENA AMIN' NY LALAM-PIRENENA FAHA 2 INY
AM-PERINASA AVY HATRANY KOA IREO TOMPON' ANDRAIKITRA ENY IFOTONY TARIHIN' NY LEHIBEN' NY DISTRIKA AO MANJAKANDRIANA MANALA IREO HAZOBE NIANJERA VOKATRY NY RIVODOZA GEZANI KA NANELINGELINA NY FIVEZIVEZENA AMIN' NY LALAM-PIRENENA FAHA 2 INY
Publie le 12/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs