Ankehitriny dia am-perinasa tanteraka ny Fitondram-panjakana malagasy manontolo manomboka androany ๐๐ ๐๐๐๐ซ๐จ๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐๐ manatanteraka ny asa fanarenana ireo rava sy famerenana aminโny laoniny ny fiainam-bahoaka manomboka ao Toamasina ary hitohy aminโireo distrika maro ao aminโny ๐ ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ง๐๐ง๐, ๐ ๐๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ ๐๐ง๐๐ฅ๐๐ง๐ฃ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ sy ny hafa izay miaina ny takaitra vokatry ny fandalovanโny ๐ฟ๐ถ๐๐ผ๐ฑ๐ผ๐๐ฎ ๐๐ฒ๐๐ฎ๐ป๐ถ ny 10 febroary 2026.