Actualitรฉs > ANTSO AVO HO AMIN' NY FIRAISANKINAM-P...

ANTSO AVO HO AMIN' NY FIRAISANKINAM-PIRENENA HANAMPIANA NY MPIRAY TANINDRAZANA MANOLOANA NY VOIM-PIRENENA

๐‘ฝ๐’‚๐’‰๐’๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’“๐’ ๐’๐’ ๐’•๐’“๐’‚๐’ƒ๐’๐’Š๐’๐’‚ ๐’”๐’š ๐’“๐’‚๐’—๐’‚ ๐’‡๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚, ๐’‡๐’๐’•๐’๐’…๐’“๐’‚๐’‡๐’Š๐’•๐’“๐’‚๐’”๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’“๐’ ๐’๐’ ๐’‘๐’๐’•๐’Š๐’Œ๐’‚ ๐’”๐’š ๐’“๐’‚๐’—๐’‚.Mila ny ๐™›๐™ž๐™›๐™–๐™ฃ๐™ค๐™ข๐™š๐™ฏ๐™–๐™ฃ-๐™ฉ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ซ๐™ฎ ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ๐™ฉ๐™จ๐™ž๐™ ๐™– ๐™ค๐™ก๐™ค๐™ข-๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™š๐™ฃ๐™š๐™ฃ๐™– ๐™ฉ๐™จ๐™ฎ ๐™–๐™ฃ-๐™ ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ซ๐™–๐™ ๐™– mba hiaraka hifanome tanana aminโ€™ireo mpiray tanindrazana aminโ€™ireo faritra niharan'ny takaitra taminโ€™ny fandalovanโ€™ny rivodoza FYTIA, ary mbola nitombo ny fahavoazana noho ny rivodoza GEZANI.Anaty  hamehana noho ny voim-pirenena i Madagasikara, noho ireo loza voajnahary nifanesy ireo. Koa manao antso avo hiara-hientana aminโ€™ny fanarenana ny tanร na sy famerenena aminโ€™ny laoniny ny fiainanโ€™ny mpiray tanindrazana.Mankahery antsika rehetra.

ANTSO AVO HO AMIN' NY FIRAISANKINAM-PIRENENA HANAMPIANA NY MPIRAY TANINDRAZANA MANOLOANA NY VOIM-PIRENENA
ANTSO AVO HO AMIN' NY FIRAISANKINAM-PIRENENA HANAMPIANA NY MPIRAY TANINDRAZANA MANOLOANA NY VOIM-PIRENENA
ANTSO AVO HO AMIN' NY FIRAISANKINAM-PIRENENA HANAMPIANA NY MPIRAY TANINDRAZANA MANOLOANA NY VOIM-PIRENENA
ANTSO AVO HO AMIN' NY FIRAISANKINAM-PIRENENA HANAMPIANA NY MPIRAY TANINDRAZANA MANOLOANA NY VOIM-PIRENENA
Publie le 12/02/2026 Par 451512 Categorie: Actualitรฉs