๐ฝ๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐.Mila ny ๐๐๐๐๐ฃ๐ค๐ข๐๐ฏ๐๐ฃ-๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐๐ซ๐ฎ ๐๐ข๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐ค๐ก๐ค๐ข-๐ฅ๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐๐ฃ-๐ ๐๐ฃ๐๐ซ๐๐ ๐ mba hiaraka hifanome tanana aminโireo mpiray tanindrazana aminโireo faritra niharan'ny takaitra taminโny fandalovanโny rivodoza FYTIA, ary mbola nitombo ny fahavoazana noho ny rivodoza GEZANI.Anaty hamehana noho ny voim-pirenena i Madagasikara, noho ireo loza voajnahary nifanesy ireo. Koa manao antso avo hiara-hientana aminโny fanarenana ny tanร na sy famerenena aminโny laoniny ny fiainanโny mpiray tanindrazana.Mankahery antsika rehetra.